Chambre de Commerce Russie-Madagascar

𝐌𝐢𝐬𝐨𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚-𝐦𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐌𝐈𝐍𝐀𝐄.

𝐌𝐢𝐬𝐨𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚-𝐦𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐌𝐈𝐍𝐀𝐄. Anosy, 10 novambra 2025. Nandray ny ekipan’ny FOFIFA, ny OFMATA ary ny Chambre de Commerce Russie- Madagascar Andriamatoa RASATARIMANANA José Nirina, Minisitry ny Fambolena sy ny Fiompiana. Nisy ny fifampizarana sy fifanakalozan-kevitra hanatsaràna ny sehatr’asa amin’ireo rantsamangaika ireo, izay anisan’ny mandray anjara feno amin’ny fampivoarana sy fanatsaràna ny sehatry […]